|
|
|
|

Teny iditra1  mato-tsaina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Singan-teny  3  matotra, saina
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.5#208] avoir la maturité d'esprit
Ohatra  5  [2.472] Ny mato-tsaina tsy akory tsy mahira-tsaina.
6  [2.285] Firenena mato-tsaina isika, ka tsy handraraka ilo mby an-doha.

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29