Teny iditra matsaotsao (tsaotsao)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy misy tsirony sady matsatsaka any am-bava, ka fiteny indrindra amin' ny vodin-javamaniry fihinan, ny voankazo...: Matsaotsao izany paoma izany
Mitovy hevitra: be rano ~ maranorano [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra mitsaotsao

2013/04/09