|
|
|
|

Teny iditra1  matsaotsao
Fototeny  2  tsaotsao
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tsy misy tsirony sady matsatsaka any am-bava, ka fiteny indrindra amin' ny vodin-javamaniry fihinan, ny voankazo...: Matsaotsao izany paoma izany
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.196] En parlant des tubercules ou des fruits : fades, trop aqueux, insipides
Tovy hevitra  6  mitsaotsao
Mpanahaka  7  maranorano, be rano

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20