Teny iditra matsatso (tsatso)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy misy tsirony, tsy misy hamaminy, matsaboka: Matsatso izany ro izany fa asio sira kely
¶ Tsotra loatra, tsy misa misy haingonkaingony mahafinritra; masirasira: Lahateny matsatso [Rajemisa 1985]
Ohatra Mahery fofona sady matsatso! [Andriamalala: Ranomasina, takila 30]

Teny iditra Matsatso
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny sampy taloha
Ohatra Ary milalao i Soratra sy Matsatso. [Callet: Tantara, takila 207]

2014/01/11