Teny iditra matselaka (tselaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Kinga sy mailaka amin' ny asa atao: Mahafinaritra io mpanampy ahy io fa matselaka
¶ Haingan-tsaina sady haingam-pamaly: Matselaka io mpianatra io fa tsy mbola vita akory ny fanontaniana amin' ny marika an-tsaina dia efa voalazany sahady ny valiny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy quick, prompt [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay prompt à comprendre, à agir [Hallanger 1974]

2012/07/16