|
|
|
|

Teny iditra1  matselaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Kinga sy mailaka amin' ny asa atao: Mahafinaritra io mpanampy ahy io fa matselaka
Haingan-tsaina sady haingam-pamaly: Matselaka io mpianatra io fa tsy mbola vita akory ny fanontaniana amin' ny marika an-tsaina dia efa voalazany sahady ny valiny
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] quick, prompt
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] prompt à comprendre, à agir
Fototeny  6  tselaka
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11