|
|
|
|

Teny iditra1  matso
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Filahara-miaramila manao fanazaran-tena
Famindran' ny miaramila eo anoloan' ny lehibeny na ny manampahefana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a military revue
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] revue militaire
Sampanteny 
6  Matoantenin' ny iharana :
Kamban-teny 
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny matso io

Fivaditsoratra  9  matso, motsa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21