Teny iditra matsora (tsora)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Be rano, tsy marihitra, tsy madity: Matsora izany ro izany
¶ Enti-milaza loko na volon-javatra mazavazava: Tiako ihany itý lamba mangamanga itý na dia matsora aza ny volony [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy liquid, watery, thin; cf. rihitra [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay liquide, fluide, cf. rihitra [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31