|
|
|
|

Teny iditra1  maty paika
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] tsy afa-mihetsika intsony ny vatom-panorona any an-kilany, ka resy
Vita na voakendry tsara amin' ny tokony ho izy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] well-prepared (of a plan or plot)
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] bien préparé (se dit d'un plan ou d'un complot)
Singan-teny  6  maty, paika

Fivaditsoratra  7  maty paika, mitapiaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21