|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  maty ankanina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Bezanozano] tendan-kanina
Singan-teny  4  maty, hanina

Teny iditra (2/2)5  maty ankanina
Sokajin-teny  6  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] mahita loza amin' ny hatendana
Singan-teny  8  maty, hanina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07