|
|
|
|

Teny iditra1  maty antoka
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] tsy mahazo tombony fa ny masonkarena indray aza no nahabangana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] the phrase used by sellers when they say they will lose by selling at such a price.
5  [1.7] having lost money; bankrupt
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qui a perdu dans une affaire vente à perte; qui fait faillite
Singan-teny  7  maty, antoka
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny maty antoka io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07