| Teny iditra | 1 maty an-tsikinana |
| Singan-teny | 2 maty, 3 sikinana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 ilazana vola na zava-tsarobidy tsy misaraka amin' ny tena ary kobonina tsy asehoseho
[1.1] |
| Tovy hevitra | 6 matyantsalaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/23 |
|