|
|
|
|

Teny iditra1  maty ho azy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] maty tsy novonoin' ny sasany na niharan-doza fa nindaosin' ny fahafatesana toy ny manana aina rehetra tapitra andro
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] mort d'une mort naturelle
Singan-teny  5  maty, ho, azy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07