Teny iditra maty maso (faty, maso)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy entina hilazana ny voan-javamaniry nambolena ka tsy naniry fa maty
¶ Lany tamingana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay sans postérité, sans successeur
¶ se dit aussi des graines semées et mortes dans la terre [Abinal 1888]

2012/07/22