Teny iditra maty no velona (faty, velona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana izay tao anatin' ny loza lehibe, nefa velona soa aman-tsara ihany [Rajemisa 1985]

2012/07/23