Teny iditra maty vorona
Singan-teny maty ; vorona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ireo olona nosoloana vorona tamin' ny fampinomana ka maty ilay vorona
Maty tanora [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16