|
|
|
|

Teny iditra1  mavesatre
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tanala] bevohoka, vehivavy mitondra ny vokatry ny firaisany amin'ny lehilahy: K'aja misakilo homaña amin'ny mavesatre sandre maty voky (aza mifaninana amin'ny bevohoka sao matin-kavokisana)

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29