Teny iditra | 1 mavibika |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Kingakinga sy matanjaka Matanjaka sady marisidrisika kingakinga: Mahafinaritra ahy iny zokin' ise iny fa mavibika |
Fototeny | 4 vibika |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |