|
|
|
|

Teny iditra1  mavitribitrika (vitribitrika)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Matanjaka ary mazoto, marisika hanao zavatra: Aoka havitribitrika rehefa miasa fa aza milasilasy toy izao [1.1]
Tovy hevitra  4  mavitrika

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05