Teny iditra | mavitrika (vitrika) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Matanjaka ary mazoto, marisika hanao zavatra: Aoka havitrika rehefa miasa fa aza milasilasy toy izao [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Nimble, quick [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Leste, agile [1.8] | |
Tovy hevitra | mavitribitrika | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mavitrika io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |