Teny iditra (1/2) | 1 mavointena (voina) |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy | 3 afa-baraka, very hala [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay | 4 dégradé, d'une conduite méprisable [1.3] |
Teny iditra (2/2) | 5 mavointena (voina) |
Sokajin-teny | 6 mpamaritra |
Voambolana |
7 Fahasalamana 8 Teny fanajana |
Fanazavàna teny malagasy | 9 boka [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay | 10 manière convenable de dire de quelqu'un qu'il est lépreux [1.3] |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |