Teny iditra (1/2) | 1 mavointena |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] afa-baraka, very hala |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3][mavoin-tena] dégradé, d'une conduite méprisable |
Singan-teny | 5 mavoina, tena |
Teny iditra (2/2) | 6 mavointena |
Sokajin-teny | 7 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] boka |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.3][mavoin-tena] manière convenable de dire de quelqu'un qu'il est lépreux |
Voambolana |
10 Fahasalamana 11 Teny fanajana |
Singan-teny | 12 mavoina, tena |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/01 |
![]() |