Teny iditra mavojo (vojo)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Marofo [1.78]

Teny iditra mavojo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Antitra, tsy tanora intsony: Rañavavy mampiady hira ka ny mavojo, mavojo mandy (rafotsibe mampiady kalo ka ny antitra antitra ihany) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31