|
|
|
|

Teny iditra1  mavomavo
Fototeny  2  mavo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Ambany, tsy misy vidiny, atao tsinontsinona: Manao anay tambanivohitra ho mavomavo mihitsy ianareo tambonivohitra
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] de condition obscure, qui ne s'habille pas selon sa position, mal habillé
Ohatra  6  Aza ny tarehiko mavomavo no jerenao fa ny havako any Dilambato heverina aza ny toho mihahy no tazanina fa ny lefo-mitsangana. [2.131]
7  Ny tanety nanjary mavomavo, fa efa maimaina daholo ny volon'ahitra rehetra; [2.324]
8  Ary izany dia Malagasy mahantra, mavomavo, tsy manam-pahaizana, faraidiny amin' ny toerany eo amin' ny fiaraha-monina. [2.472]
Sampanteny 
9  Anarana :
Kamban-teny 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny mavomavo io

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/23