|
|
|
|

Teny iditra1  mavozovozo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Osa, reraka, reradreraka, valabalaka: Nanao mavozovozo aho androany ka tsy afaka handeha
(taloha) Midonanapoana, tsy miasa
Fototeny  4  vozovozo
Tovy hevitra  5  mavozo
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11