Teny iditra may Ambondrona
Singan-teny may ; Ambondrona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny ampiasan' ny olona itỳ fitenenana itỳ dia amin' ny fisian' ny raharaha tena maika izay tsy maintsy vonjena fa ajanona ny hafa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20