|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mazana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tambahoaka] [mazaña] mafy
4  [1.1] Enti-milaza tany maina be ka mafy tsy laitran' ny angady: Tsy mahavokatra ny tany mazana
Sarotra atao izaitsizy: Mazana itý raharaha itý
Tsy azo ifanarahana
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#439] dur, très sec
intraitable, incorrigible
Fototeny  6  hazana
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)8  mana
Sokajin-teny  9  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.78] [Tambahoaka, Bezanozano, Sihanaka] [mazaña] matetika
11  [1.1] Matetika: Mazàna izy no mankaty ambanivohitra
Fanazavàna teny anglisy  12  [1.7] frequently, usually
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.3#439] qui dit ou fait souvent: Mazàna mankaty izy (Il vient ici souvent)
14  [1.8] souvent, d'habitude

Fivaditsoratra  15  mazana, mazàna, zamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/14