Teny iditra mazoto (zoto)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Be hafanam-po hanao zavatra na asa, marisika: Mazoto hanamainty molaly ny tanindrazany izy
¶ Tia asa fatratra, tia fianarana: Mpianatra mazoto izy ha tsy mahagaga raha afa-panadinana
Mitovy hevitra: be zotom-po ~ mafana fo ~ mafana vay ~ marisika ~ mavibika ~ mavika ~ mavitrika ~ mirehidrehitra ~ nisotro tsilaky ~ rodaka ~ rototra ~ tsy misatry fanahy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy zealous, diligent. [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay zélé, diligent, laborieux. [Hallanger 1974]
Endriteny 
mazoto
nazoto
hazoto
mazotoa
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Nazoto izy (Il était zélé) [Marre: Grammaire]
2Hazoto izy (Il sera zélé) [Marre: Grammaire]
3Mazotoa (Soyez zélé) [Marre: Grammaire]
Teny nalaina 

2012/07/11