Teny iditra (1/3) | 1 manakaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manisy kaka |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to insert a wedge in or under |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] caler, consolider avec un coin 6 [1.8] caler |
Fototeny | 7 kaka |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/3) | 12 manakakà |
Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakaka [Fitanisana] |
Fototeny | 14 kaka |
Teny iditra (3/3) | 15 manakaka |
Sokajin-teny | 16 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
17 [1.78] [Bezanozano]
manofa vary 18 [1.78] [Tambahoaka, Sihanaka] [mañakaka] manofa vary, ets. |
Tovy hevitra | 19 mañalaka |
Fivaditsoratra | 20 anakakam, manakaka, manakakà |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/06 |
![]() |