Teny iditra mbamy
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Fandikana frantsay avec, ainsi que [Abinal 1888]
Endriteny 
mbamy
mbamiko
mbaminao
mbaminy
mamintsika
mbaminay
mbaminareo
mbamin'
mbamin-
mbamim-
Teny mitovy hevitra mbany

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31