|
|
|
|

Teny iditra1  mbavy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Hazo kely tsara firehitra ka nanaovan' ny taloha fanilo mba hitsilovana ny dia amin' ny alina
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#440] Arbuste dont les messagers royaux faisaient des torches pour s’éclairer la nuit
5  [1.196] (contraction de ambavy). Polyalthia richardiana Baill. (Annonaceae). Réf. Service Forestier 6118, Arbre à écorces et bois aromatiques. C'est un arbre de bon augure. [Tankarana]
Voambolana  6  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02