|
|
|
|

Teny iditra1  mbay lalana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] fiteny fanao raha mandalo sy miserana olona
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] please let me pass
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#440] veuillez me permettre de passer
6  [1.8] prière de me laisser passer
Voambolana  7  Teny fanajana
Singan-teny  8  mbay, lalana
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny mbay lalana io
Teny nalaina  10  Soratra misy io teny mbay lalana io

Fivaditsoratra  11  anim-balala, mbay lalana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21