|
|
|
|

Teny iditra1  mbetika
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mbetika... mbetika; enti-milaza hevitra roa samy hafa na matetika mifanohitra mihitsy aza a. min' ny fotoana roa mifanakaiky: Mbetika izy mihomehy, mbetika mitomany
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] same as vetivety
5  [1.7] sometimes... sometimes...
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3, 1.8] tantôt... tantôt...
Ohatra  7  [1.3] mbetika izy mitomany, mbetika izy mihomehy (Tantôt il pleure, tantôt il rit)
8  [2.471] mbetika izy mirimorimo toy ny hianjera any an-kady tsy fantatra halalina... mbetika manao sangodim-panina eo amin'ny toerany ihany toy ny tandrimo be gorada!..

Fivaditsoratra  9  kambety, kitambe, mbatike, mbetika

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02