Teny iditra | 1 mbombana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [2.314] saronan'ny elatry ny reny |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] Qu’on couvre |
Ohatra |
5 [1.219] Tsy mba zatry ny fanalan-keniheny / Ka maniry hombomban' ny ela-dReny! |
Fototeny | 6 mbomba |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 10 ambomban, mbombana, nambobam, nambomba |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |