Teny iditra | 1 MDRM |
Sokajin-teny | 2 anarana (fanafohezanteny) |
Fanazavàna teny frantsay |
3 Sigle de "Mouvement Démocratique de la Rénovation de Madagascar", mouvement anti-colonialiste créé à Paris en 1946 [1.5] |
Ohatra |
4 Nilaza io fa nosamborina daholo ny mdrm ao an-tanàna ary feno Vazaha sy milisy misava eny rehetra eny. [2.472#] 5 Isan' ireny Dr Razafimahefa, Prezidan' ny Sampana mdrm teo an-tanàna, nanana zanaka nianatra tao amin' ny kilasiko. [2.356#] |
Voambolana |
6 Fikambanana |
Lohateny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
8 Fanafohezan-teny |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/22 |