Teny iditra | 1 meday |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Takela-metaly boribory misy sarin' olo-masina mivohitra ka iambozonana ho mari-panajana sy fangataham-pitahiana: Miambozona meday daholo izahay ao an-trano |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a medal |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3, 1.8] médaille |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |