Teny iditra meday
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Takela-metaly boribory misy sarin' olo-masina mivohitra ka iambozonana ho mari-panajana sy fangataham-pitahiana: Miambozona meday daholo izahay ao an-trano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A medal [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Médaille [1.3, 1.8]
Ny fihaviany Frantsay: médaille.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31