|
|
|
|

Teny iditra1  meksikanina
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Meksika (Amerika afovoany sy avaratra): I Mexico no renivohitry ny Meksikanina
Mikasika an' i Meksika, an' i Meksika na avy any Meksika: Ny espaniola ihany no tenenin' ny mponina meksikanina
Fanazavàna teny anglisy  4  [3.1] Mexican
Fanazavàna teny frantsay  5  [3.1] mexicain, mexicaine
Voambolana  6  Haitoetany: firenena, foko

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07