Teny iditra | 1 meksikanina |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Meksika (Amerika afovoany sy avaratra): I Mexico no renivohitry ny Meksikanina 4 Mikasika an' i Meksika, an' i Meksika na avy any Meksika: Ny espaniola ihany no tenenin' ny mponina meksikanina [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 Mexican [3.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 mexicain, mexicaine [3.1] |
Voambolana |
7 Haitoetany: firenena, foko |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |