Teny iditra mendo
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Misy menaka ka minendonendo, mandimandina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy prov. for minendo [Richardson 1885]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra mendomendo

2013/04/10