|
|
|
|

Teny iditra1  menimenina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Teniteny betsaka mariky ny tsy fahafaliana amin' olona; kamenona: Tsy ny raharaha no atao fa be menimenina eo
Tovy hevitra  4  menomenona
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny menimenina io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10