Teny iditra | 1 merameraña |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsileo]
ravoravo, falifaly, miramirana: Leha merameraña ny teña ko ombe aombe ny fo (Raha ravoravo ny saina dia malalaka ny fo (homby omby ny fo)) |
Fivaditsoratra | 4 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |