Teny iditra | 1 metroka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza tarehy mivindimbidina, mihodrohodro: Fa naninona ity tavanao no metroka toy izao Manankarena, komohina: Raha tsy metrokave izy, hahavidy fiarakodia lafo vidy ohatra iny Be dia be, mifanizina, mifanitsa-kitro, mifatratra: Vahoaka metroka |
Fivaditsoratra | 4 aketrom, metroka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |