Teny iditra | mezaka (ezaka) | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Famaritana malagasy | Manifinify tsara bika, madinidinika, kingakinga, kivahivahiny: Zazavavy mezaka iny no nitady azy tao [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana frantsay | svelte, mais bien proportionné [Abinal 1888] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny mitovy hevitra | mezamezaka | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |