|
|
|
|

Teny iditra1  miabo
Fototeny  2  abo
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Mari-pamantarana fampitahana ( < ), ka ny vavany misokatra milaza izay lehibe amin' ireo zavatra ampitahaina (miibo), ary ny tendrony matsilotsilo kosa milaza ny kely: 4 < 7 [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  être élevé, être protubérant; est parfois employé dans un mauvais sens
6  être fier, hautain [1.3]
7  positif [1.13]
Ohatra  8  Tsikaritra araka izany fa tsy mitsaha-miabo ny taham-pitomboan' io sehatra io nanomboka ny taona. [1.384#]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  11  aimbo, ambio, miabo, ombia

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/11