Teny iditra | 1 miadokadoka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Miedinedina, maneho hakevohana amin' ny fiteny sy ny fihetsika, miajokajoka |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] Etre fier, affecté |
Fototeny | 5 adokadoka |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |