Teny iditra miafa (afa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny fanaviana izay miala, misava, misinda, mihenkena: Niempaka ny molotro nony niafa ny fanaviako. (Raha ny aretina no lazaina, dia atao hoe miafa na miafana, fa raha ny marary kosa, manaritra) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Imperative and relative not used. To be recovering from sickness. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Se dit de la fièvre qui diminue [1.3]
Voambolana 
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miafa
Ny lasa : niafa
Ny hoavy : hiafa
Tovy hevitra miafana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/02