Teny iditra | miafaka (afaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Miala: Tokony hikezaka hiafaka amin' ny trosa [1.1] | ||||||||
[Sihanaka] Misoroka mba tsy ho voa [1.78] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be in the condition of one just escaped from a blow or calamity. (Prov.) [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Se délivrer, se débarrasser [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | famaika, famiaka, mafaika, mafiaka, miafaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |