|
|
|
|

Teny iditra1  miafaka
Fototeny  2  afaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Miala: Tokony hikezaka hiafaka amin' ny trosa
5  [1.78] [Sihanaka] misoroka mba tsy ho voa
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] to be in the condition of one just escaped from a blow or calamity. (Prov.)
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.3] Se délivrer, se débarrasser
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12  famaika, famiaka, mafaika, mafiaka, miafaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21