Teny iditra miafokafoka (afokafoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misamboaravoaran-katezerana, mitroatra
(Ankehitriny) Miavonavona amin' ny fiteny: Loza raha hiafokafoka iny tovolahy iny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Etre furieux [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miafokafoka
Ny lasa : niafokafoka
Ny hoavy : hiafokafoka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20